VTC · Vita Malagasy · Android & iOS

Alaivo ny application

Mpandeha

Misy Rider

Ity no application alaina raha te hanafatra fiara ianao.

Manaova reservation ny VTC-nao amin'ny tapa-tànana vitsivitsy, manerana an'i Madagasikara.

  • 4,4 · 42 hevitra
  • Maimaim-poana
  • Android & iOS
Misy Rider
Mpamily

Misy Driver — Mpamily ao amin'ny Misy ianao? Ato ny application ho an'ny mpamily.

Mamilia, tantano ny dianao ary ampitomboy ny tombony amin'ny Misy.

Mila fanampiana ve?

Manana olana hidirana amin'ny kaontinao?

Vonona hanampy anao ny ekipanay. Soraty aminay, dia hamaly anao haingana izahay.

contact@misy.app